Teny iditra | danin' ny kibo | ||
Singan-teny | dany ; kibo | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | One's will, one's own pleasure or desire [1.2] | ||
One's own desires [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le bon plaisir [1.8] | ||
Voambolana | Ontam-po | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |